 | SALANITRA E! (k'aiza ,k'aiza ???) | Feb 4, 2007 |
Ravo sy faly tokoa ny tenanay mandray anareo sy miresaka aminareo eto ,ka dia manasa anareo hiaraka sy hiray lalana amin'ny kanto sy ny talenta izay nomen'Andriamanitra antsika .
Ny hira sy vazo ary zava-kanto no tena hiban-toerana ato .Hisy ihany koa ireo foto-kevitra hafa azo aseho eto ,izay amin'ny fomba malalaka sy tsy misy sakana .
Hafaka mametraka hafatra sy hevitra ianao .
Dia misaotra amin'ny fitsidihanao ny takelaka bilakarenjy ,izay antenaina ,fa nahazoanao fahafinaretana sy fahasoavana .
Raha misy tianao anontaniana sy ilainao fanazavana dia apetrao ny hafatrao ,fa mamaly avy hatrany aho .
Tsara ho tadidy : Amin'ny teny MALAGASY no hifandraisantsika eto e! .